Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 11 août 2022
Antananarivo | 08h44
 

Economie

Investisseurs

D’autres millions de dollars sont prêts

mardi 5 mai 2009 | Bill

D’autres investisseurs sont prêts eux aussi. Peu importe leur nationalité dirions-nous, mais « il y a des dizaines de millions de dollars », comme l’annonce Jean Michel Domenicchini Ramiaramanana. Parallèlement aux Saoudiens, le promoteur de la Foire internationale de Madagascar (FIM) qui en est à sa quatrième édition, annonce que dans le cadre de cette manifestation prévue se dérouler du 14 mai au 17 mai, des investisseurs sont prêts. Ils attendent uniquement la clarté des règles du jeu en matière de liberté d’entreprise et de sécurité des investissements. Des dizaines de millions de dollars sont dans l’air, déclare-t-il.

« La 4e édition de FIM apporte certaine nouveauté, tel le badge électronique ou encore la restauration de qualité telle que le restaurant La Varangue est disposée à l’offrir à ses clients » explique Jean Michel D. Ramiaramanana. Et lui de poursuivre qu’il y aura lors de cette manifestation qui se tiendra au parc Futura Andranomena, des entreprises issues d’une dizaine de pays.

En d’autres termes, les investisseurs sont confiants et croient aux facultés de relance de l’économie du pays malgré la crise. A noter que cette manifestation économique entre dans le cadre du redressement et de relance des activités économiques de Madagascar après près de trois mois de crise.

Pendant ce temps, pour freiner la chute de l’Ariary, voire pour la souveraineté de la monnaie nationale, l’association Otrikafo suggère que l’on revienne à la fixation d’une parité fixe et qu’on abolisse le Marché inter bancaire des devises alors que le ministre des Finances de la HAT, Benja Razafimahaleo ne perd pas des yeux les recettes fiscales dans le port de Toamasina.

14 commentaires

Vos commentaires

  • 5 mai 2009 à 09:25 | akama (#2045)

    CELA IMPLIQUE CHANGEMENT DE MENTALITE, ADHESION A L’ISLAM, CONSTRUCTION MILLIER DE MOSQUES, TOURISME SEXUEL COMME EN EUROPE, CHANGEMENT DE COMPORTEMENT ET D’HABILLEMENT, DES INCONNUS , LE FLOU.DES POURCENTAGES AUX DIRIGEANTS HAT, NY HASINA ET LES MILITAIRES. CE SERA VITE SIGNE. PPN IMPORTE, LES PAYSANS AU CHOMAGE, HAT S’ENRICHIT, LA POPULATION OBEIT AUX MILITAIRES, TOUT MARCHE BIEN. BRAVO RAGASY ET CIE. ET TOI NY HASINA ET charles LE BOURREAU.VOILA DONC VOTRE OBJECTIF !! NOUS VERRONS BIEN, QUI VIVRA VERRA

    • 5 mai 2009 à 10:15 | dieg (#2041) répond à akama

      akama

      la Chine c’est dévelopé que par les investisements etrangers.

      si vous ne voulez pas qu’on installe des usine à Tana,
      envoyé les s’intaller chez nous en province,

      comme ça nos jeunes vont travailler,gagner leur vie au lieu rester sans rien faire.

      on voit là que beaucoup des gens veulent investir à mada,
      cela est très bénéfique pour le peuple mais les ministre ne les laisse pas s’intaller tant qu’il ne reçoit pas de grosse part du gateau.

      c’est ça qui ne vas pas à Mada,on repousse les investisseur,
      il viennent pas voler nos ressources,
      il viennent donner du travail au peuple,qu’est on attend ?

    • 5 mai 2009 à 17:00 | akama (#2045) répond à dieg

      DIEG ; TU NE REPONDS PAS A MES EXPOSES.
      ZOUT LES ARABES. PAS D’ISLAMISATION.ETC.....

    • 5 mai 2009 à 19:23 | dieg (#2041) répond à akama

      akama

      pas question d’islamisation,cela ne correspond pas à notre culture.

      l’islame à tjrs existé à Mada,mais ça ne marche pas chez nous.

      je pense que c’est le fanatisme qui est dangeureu,pas l’islame.on a vu les fanatique chrétien au USA,qui tue les medecin qui pratique l’IVG.

      je comprend qu’on a peur des Saoudien,le 11 septembre 2001 World Strate Center c’etait 15 Saoudien parmi les 18 teroristes.

    • 6 mai 2009 à 13:30 | Donir (#275) répond à dieg

      "c’est ça qui ne vas pas à Mada,on repousse les investisseur, il viennent pas voler nos ressources, il viennent donner du travail au peuple,qu’est on attend ?"

      sauf Daewoo, la culture n’est qu’un pretexte, "elle" va emporter en Corée nos terres. Mais non, Daewoo est autre chose

  • 5 mai 2009 à 09:36 | xena (#774)

    Io fa mialona ny pro Ravalo ! Ny an’ireto pro Ravalo ireto manko dia ny hahapotika an’i Gasikara no tena tanjony, ary ny hampahantra tanteraka ny malagasy no tena tarigetrany ! Diso hevitra nefa ireto TIM-MFM mpanakorontana sy mpamono olona ireto !
    Faly ny vahoaka manontolo ankehitriny manana an’i Andry, Filoha ara-dalana ! Efa indreny mipoitra ny mpamatsy vola, ary ny tena ngeza lahy no tonga ! Marina fa misy ny takalo-patsa vidim-pihinanana, izay tsorina eto fa tsy izany adhésion à l’Islam izany velively, fa kosa ny fivelaran’ny tsenan-dry zareo ara-ekonomika, nefa tsy dia mankaiza izany raha mihoatra ny tombotsoa mihoam-pampana ho raisin’ny malagasy isan-tokonam-baravarana ! Hita fa mihetsika ny HAT mahavita azy sy mahery fo ! Ireto FMI sy BM ireto manko miseho ho mampifilafila, nefa tsy fantany fa betsaka ny mpamatsy vola hafa mahery noho izy ireo ! Koa isaorana eto sahady ireo mpamatsy vola mahavelom-bolo ireo !

    • 5 mai 2009 à 10:26 | RAVELO (#802) répond à xena

      hoatrany itako eto ny paozin’i Xena na ny ankohonany manao foulard islamique !!!
      Manja kosa koa !!!

    • 5 mai 2009 à 11:11 | mimi (#426) répond à xena

      Hono hoy aho ry madama kely :
      - Raha ny hampahantra ny malagasy tokoa no tadiavinay pro ravalo @ filazanao azy.
      Maninona no nahazo bahana ny fampandrosoana ny tany ambanivohitra na ny teto tana na ny tany @ sisiny.
      - Fa maninona no nampiditra zones franches mba hahitan’ireo tena mahantra asa na ireo tsy tena manampahazana hiasa @ orin’asa vahiny hafa.
      - Fa maninona no namafisina ny fitsinjovana ny vehivavy sy ny ankizy.
      - Fa maninona no namboarina ny lalana ampivezivezy aingana ny vokatra sy ampiroboroboina ny fizahavan-tany.
      - Ary raha tena lasa nahantra tokoa isika maninona no mbola manana accès internet, miasa tsara ny akamarony.
      Aza miteniteny foana ianao.
      Fahamaivanan-doha diso tafahoatra no taratra @ fomba fanaovaonao ny commentairanao.

  • 5 mai 2009 à 11:31 | batista (#170)

    Toy ny famadihana palitao amin’ny POLITIKA ihany io eh !

    TONGA dia avadika REBAREBA sy SARONDOHA ny palitao fitondra mivavaka rehefa alahady eh ! REFA zay ve no hahazahoana vola maninona moa !!!

    SAINGY ny vehivavy no hampalahelo satria tratran’ny SHARIA amin’izay an !!! TSY MAINTSY HO TONGA IO IZANY kou !!! Ry LEHILAHY aloha de mety ho faly fa afaka hanambady maro an ! Sady mba afaka mampijaly vady raha ilaina !

    Aiza re izany eh !!! ARY TOA RAIKITRA ITY VAO TORA-KOVITRA eh !!! Aiza ary NAREO izany ???

  • 5 mai 2009 à 15:08 | ikopa (#671)

    Iza ary ireo olona tsy ampy fahalalana ireto ?

    Fantaro ry akama isany fa i Egypta, Iran, Turquie,.... dia firenena atao hoe silamo ary feno arabo miohatra ny eto amintsika saingy tsy voatery misalombon-damba izany ny vaivavy any. Mandroso lavitra ireo tany ireo ary be dia be ny mosqué mijoro any.

    Efa tany alohan’ny nidiran’ny fivavahana kristiana no nitady hamahatra teto ny fivavahana silamo saingy tsy nampiova na inona na inona izany t@ fisainan’ny gasy. Koa inona ary no zavatra tsy dia tantinareo @ io vola oentin’ny Saodiana eto io ?

    Sa hiseho ho mahita volana alohan’ny biby @ izay dia manao resaka tsy azo iadian-kevitra ?

  • 5 mai 2009 à 20:05 | Boto (#1954)

    tsy nampoizin’ny proMFM sy pro- le8 fa misy fomba hafa ahafahana mampandroso ny firenena iray fa tsy voatery vola avy amin’ny Eoropeanina na ny Amerikanina vao afaka mampandroso an’i Gasikara. fialonana tsotra izao no azo ilazana ny fihetsiky ny proMFM(prole8) manoloana ny fahitana lalam-barotra hafa toy ny avy amin’ny firenena Arabo. ny proMFM sy le8 mbola variana miady aina amin’ny UA sy ny SADC, ny TGV efa amperin’asa. ny SADC no antenaina hamerina an’i le8 sy hampandroso an’i Gasikara. mba mahalala menatra fa tsy manao jamba mifampitantana hoatran’io ry le8-istes a. avadika amin’ny resaka Islamisme indray rehefa tampina ny daomy.
    marina ny ten’le iray eo ambony momba ny fanatisme. tsy hain’ny prole8 angamba ny zavatra misy any Irlande Avaratra mikasika ny adin’ireo Katolika sy Protestanta izay tsy misy farany. izany ange no saika hataon’ny TIM fa tsy tafavoaka satria misaina ny Kristianina gasy tsy TIM e......

  • 5 mai 2009 à 20:12 | Boto (#1954)

    Tsy ny vola avy amin’ny FMI na ny Bankin’izao tontolo izao na ny fanampiana avy amin’ny Eoropeana na Amerikanina ihany afaka hampandrosoana firenena iray. fialonana tsotra izao ny an’ny pro-le8sy MFM ka avadika amin’ny resaka Islamisme indray ny resaka. fa angaha odianareo tsy hita ny adin’ny Katolika sy ny Protestanta any Irlande Avaratra ????????? nareo proMFM sy le8 mbola manambitamby ny SADC fa ny TGV efa nampiditra ny vitesse amin’ny fampandrosoana. i SADC ve no mba antenaina hanavotra an’i Dago ??? mba mahalala menatra e !!!

    • 6 mai 2009 à 09:56 | nyaina (#950) répond à Boto

      Boto an

      tsy menatra ho satria tsy ato anatiko mihitsy ny fialonana an’ny tgv sy ny hat !

      tsy sosotra aminy mihitsy aho satria nahita financement izy..

      Manahy aho toy ny mampanahy ny olona sensé rehetra ary indrindra ny bailleurs de fonds traditionnels - izay manana traikefa tanteraka momba io resaka vola maloto io.

      Ny tena zavatra ilan’ny HAT amin’ny maha institution de transition azy dia nu vola hampiodonana ny fanjakana - izany hoe budget de fonctionnement .. fa tsy projets de développement mihitsy akory ? satria fohy ny fotoana hiasan’ny HAT ...izany hoe stratégie à court et moyen terme no tadiaviany fa tsy stratégie à long terme mihitsy akory ! => mettre les charrues avant les boeufs !!!

      Izao no mampanahy ahy : tsy mitsotra ny HAT fa ireo olona privés ireo[ satria privé ireo fa tsy mitondra ny anaran’ny firenana saoudien ] dia hamatsy vola ny fankajana malagasy @ fonctionnement de l’Etat , izany hoe @ fanomezana vola ny kitapombolam-panjakana !!!!
      Izany zavatra izany no ata hoe financement parallèle tsotra izao !!!Ary tsy azo atao !!! fa maika koa mampahantra ny firenena miditra amin’io !

      Izao anefa misy ny atao hoe "PRIX A PAYER" par l’Etat Malagasy raha miditra amin’io ny HAT..

      NE JAMAIS OUBLIER QUE LA HAT EST EN TRAIN DE NEGOCIER AVEC DES ARABES SAOUDIENS SUR LE FONCTIONNEMENT DE L’ETAT et que c’est la HAT qui se trouve en position de FAIBLESSES !!!

      et d’après toi, Boto, il n’y pas lieu de s’inquiéter ! ... C’était pour te clarifier que ce n’est pas une affaire de jalousie comme tu le prétends !! Loin de là, je t’assure

  • 6 mai 2009 à 14:55 | Donir (#275)

    Tsy fialonana, fa forum ity, adihevitra mampiseho hevitra, marina (honnête) tsy misy ambadika (politika) fa tsy fanohanana bontolo (aveugle).
    Ka izao rehefa zavatra no kianinao teo aloha sy nanenjehanao ny hafa, dia hamarino aloha hoe "marina ihany ny an-dRa8" rehefa izay koa ny lalana hitanao mba atao.

    Tsara ny mahita vola hampiasaina na "parallèle" io na "oblique" na inona na inona endriny fa izao, tsy maintsy mba lazaina raha efa mba fantatra ihany ny momba ilay mpanome sy ny fomba sy ny fanaony. Hoy isika hoe "ny hanongotsoina ny maty, ny tahotra handevim-belona"

    Ny tena mampieritreritra mantsy koa dia izao, sao tgv mirotoroto fotsiny ka miala @ "rail" eo (fa tsy mi-deraille" an !

    Izao koa mantsy : toa tsy mba nisy (sa izaho no tsy naheno) hoe indreny fa nisy HAT nanatona, na nandeha tany Arabie Saoudite, nangataka fiaraha-miasa tany, fa avy dia ry zareo no tonga tsy nisy savasava ravina akory, na hita taratra hoe "vinanto tsy mandre fosa".

    Izao izany no dikany, NA 1° efa tany alohaloha tany no nisy nampandry resaka (sy naka avance) mba hampahomby ny fanadarabohana an-dRa8, dia namariparitra ny takalon’izay, dia tonga, tsy niandry ela, ry zalahy @ angady (hisorohana sy hadraofana) sy harona (feno vola hampandriana ny adrisa aloha fa ho fenoina ilay takalo avy eo), NA i Patrick Ramiaramanana no nasaina na noterena niady tany dia tsy esorina @ toerany (raha diso aho dia ahitsio fa tsy naharaka loatra)tahaka an-dRajemison.

    Enga anie ho diso ny eritreritro tsy maintsy nandeha fa, @ izao finiavan-drizareo Saodianina izao, dia hijanona ho gasy ihany isika, mihatsara-vidim-piainana, tsy very baiboly ny kristianina fa hitombo isa aza, tsy ho mosarena loksa, sorony sy kotileta @ pit pois, ny tongony sy poharao, larany sy ravitoto, tsy TB intsony fa TGV de l’amitié no hivezivezena @ viaduc Ambondrona -Antaninarenina (tena marina kosa anie izany e !. Dia resy koa izany i Khadafi an-dRa8, sa arabo mody miady ireo fa iray ihany no tanjopna.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS