Dernière situation de la Covid-19 du 31 mai 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 24
Décès : 02
Décès : 02
- Analamanga : 02
Nouveaux cas confirmés : 24 cas trouvés sur 202 testés
- Analamanga : 17
- Matsiatra Ambony : 04
- Amoron’i Mania : 03
Formes graves : 142
Cumul du 23 mars 2020 au 31 mai 2021
- Contaminés : 41 366
- Guéris : 40 491
- Décès : 841
- Tests : 203 657
Vos commentaires
Ny omaly tsy miova :
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Ny omaly tsy miova.
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto toa ny mahazatra ireo ny lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
sy izay toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
Avy amin’ny namana "poiuyt (#584)"
1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????
Avy amin’i lé kopé (#10607) :
Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...
Tohizako amin’ny hoe :
Fampidirana am-ponja tsy misy fitsarana
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Ny omaly tsy miova.
Fitiliana : 202
Namoy ny ainy : tsy mihaotra ny rantsan-tànana iray !
Amin’ny faran’ity herinandro ity izany dia tsy hisy intsony ny mamoy ny ainy vokatr’io valan’aretina io.
Enga anie ka ho ny tena marina izany fa tsy fanodikodinana isa ohatran’ny resaka "doublon" 2 taona sy tapany lasa izay ...
Efa mahazatra mantsy fa zaza miana-manisa ny foza, tsy sanatria velively fanirina ny ho be ny maty.
Fanontaniana :
Nofiko alina ireo fanontaniana ireo. Midika izany fa tsy hisy mihitsy ny valiny.
Inona tokoa moa no aza andrasana amin’ity fitondrana foza ity ?
Ny dokadoka ho an’ilay mitomany ny ho mpanjaka e ! Raha izay no resahina dia ahazo valiny ianao.