Dernière situation de la Covid-19 du 30 mars 2021
Cas confirmés : 162
Décès : 15
Décès : 15
- Analamanga : 07
- Atsinanana : 01
- Boeny : 04
- Sava : 01
- Analanjirofo : 01
- Sofia : 01
Nouveaux cas confirmés : 162 cas trouvés sur 755 testés
- Analamanga : 107
- Atsinanana : 18
- Diana : 12
- Alaotra Mangoro : 02
- Boeny : 05
- Atsimo Andrefana : 06
- Menabe : 01
- Analanjirofo : 10
- Ihorombe : 01
En traitement : 2 100
Formes graves : 246
Cumul du 23 mars 2020 au 30 mars 2021
- Contaminés : 24 426
- Guéris : 21 908
- Décès : 418
- Tests : 142 954
Vos commentaires
Dia mbola tsy tonga saina ihany ity fitondrana kaondrana ity.
Tohizo fa dia io aretina io no hampianjera azy eo.
Miarahaba namana.
Tantara efa vita fa mba mitady fifandraisany, raha misy, avy aminao. Na raiso ho famenony raha tsy tia hiverina @ ilay resaka ianao.
https://www.cairn.info/revue-politique-africaine-2002-2-page-86.htm
Tsy adino velively ny Velirano miseho isan’andro : Aoka tsy ho adino ny tsiahy mahazatra sy zava-misy marina mikasika ny raharaham-pirenena
TRAGEDIE DU ROI CHRISTOPHE (DJ TSY AMPY SOLAITRA)
IZA AMIN’IRETO ARY NO TANTERAK’I DJ Roi Christophe ?
Valin-teny tsotra no angatahina : vita, tsy vita na mbola tsy vita.
Mijanona ity lalao ity rehefa miala eo amin’ny toerany io fitondrana fopla io.
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Tsy adino velively ny Velirano miseho isan’andro : Aoka tsy ho adino ny tsiahy mahazatra sy zava-misy marina mikasika ny raharaham-pirenena :
Ireto ny toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
... Sao misy mazoto ny hanoy.
🙏🙏🙏👍👍👍
diminuer le nombre de tests réalisés ne résoudra pas le problème
En tout cas, les morts ayant presentes les symptomes du Covid ne sont pas comptabilises car ils n ont pas subi prealablement de tests PCR...et c est inutile de se poser la question s il y avait eu de tests post mortem apres...