Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 3 juillet 2025
Antananarivo | 23h41
 

Filazana manjo

ANDRIAMANANTENA Fidèle

jeudi 3 mai 2007 |  650 visites 

Tompoko,
Noho ny fihavanana dia mampandre anareo izahay fa ny malalanay :

ANDRIAMANANTENA Fidèle


dia nodimandry tamin’ny Zoma 20 Aprily 2007 tany Morges (Suisse)

Hoy :

 Ny vadiny :
WARPELIN Monique

 Ny zanany :
ANDRIAMANANTENA Stéphanie

 Ny rainy :
RANAIVOSON Eugène

 Ny fianakaviana WARPELIN

 Ny iraitampo aminy :
Ny terak’ltpkl RATSIMBA Louis Victor
ANDRIANISA Charmant sy Aimée ary ny zanaka aman-jafiny
RAHAJAVOLOLONA Landy sy ny zanaka aman-jafiny
RAFALIMANANA Jacky sy Sahondra ary ny zanany
ANDRlAMARINDAZA Herizo sy Felana ary ny zanany
RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo sy Faramalala ary ny zanany
ANDRIANANTENAINA Zoherilaza
Ny terak’ltpkl RASOLOFOSON Lilian mianadahy
Ny teraky RASEHENO
Ny terak’ i Dr RANAIVOSON
Ny terak’i RANJALAHY
Ny terak’i RAINlTSlMBA-RABEHOAVY

 Ny fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ivandry Firaisana
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambohimalaza Firaisana
Ny fokontany Ivandry

Ny lavenony dia horaisina eny Ivato amin’ny alakamisy 03 mey 2007 amin’ny 4 ora sasany maraina ary havantana ao Ivandry Lot II J 86 Bis B. Ao aorian’ny fanompoam-pivavahana ao amin’ny FJKM Ivandry amin’ny zoma 4 mey 2007 amin’ny 1 ora sy sasany dia hotanterahina eny Ambohimalaza ny fandevenana azy.

Tsy misy fiaretan-tory
Tsy misy voninkazo

mitafo@freenet.mg