Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h48
 

Filazana manjo

ANDRIAMADY Honoré Solofoson

mercredi 25 juillet 2007 |  629 visites 

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny malalanay :

ANDRIAMADY Honoré Solofoson

tamin’ny talata 24 Jolay 2007.

Hoy :

– Ny vadiny :
ANDRIAMADY Voahangy Lalao Prospère (teraka RANDRIAMAMONJY)

– Ny zanany :
ANDRIAMADY Solofo Tiana sy Lalaina
ANDRIAMADY Tovo Mahefa sy Dina
RAPANOELINA Hiarivonjy sy Tahiana

– Ny zafiny :
Stan, Lara, Loren, Allan, Matthias, Johan

– Ny reniny :
Raelimanana

– Ny rafozany :
Ramavoarisoa Marthe

– Ny iray tampo aminy

– Ny iray tampo amin’ny vadiny

– Ny Fianakaviana manontolo

Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony Lot II B 80 ter Mahalavolona Andoharanofotsy ny Alakamisy 26 jolay 2007 amin’ny 3 ora tolakandro ary atao veloma farany ao amin’ny fiangonana FJKM Mahalavolona Andoharanofotsy alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazana ao Mahalavolona Ihany.

« Jehovah ô, ampahafantaro ny farako aho sy izay ohatry ny androko ; Aoka ho fantafro fa olon-kandalo aho »
(Salamo 39 : 4)

TSY MISY FIARETAN-TORY