Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 15h45
 

Répondre à un commentaire

13 février 2018 à 15:56 | Vohitra (#7654)

« Tany masina anie i Gasikara ê. » hoy i Rambo
Koa raha lazainao fa masina, maninona no namidinao amin’ny sinoa sy karana ?

« Izay rehetra izay manao ny tsy mety dia mitsingidina na izahay izao aza » hoy ihany i Rambo.
Dia izao no zavatra soratanao dia mbola milaza ihany ianao fa olona tsy mieboebo. Dia tsy menatra misora-tena ho mpitondra nefa ny atao tsy misy afatsy manabotry Firenena, halatra sy fisolokiana bevava, ary herisetra politika

« Izahay dia miasa satria eo am-perin’asa. » hoy ihany i Rambo. Dia mba misy heviny ve izany zavatra soratanao izany sa ahoana e ? Ny olona miasa anie amin’ny teny Malagasy no antsoina hoe amperinasa e.

Hita mihintsy ianao fa olona mikorotantsaina, tsy mahagaga izany satria manao toy izany avokoa ny olona enjehin’ ny eritreriny noho ny lainga afafy etsy sy eroa

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS