Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 11h40
 

Répondre à un commentaire

10 février 2018 à 17:48 | jangobo (#8776)

Raha ao anatin’ny fitondrana no mandainga dia tsy afa-bela amin’izany ny tompon’andraikitra voalohany ; ka aza gaga Rajao ary aza miala pas amin’izay ataon’ny olonao.

1 – Nidongy lalana ny tompon’andraikitra iray tao amin’ny fiadidian’ny repoblika sady mampitahotra amin’ny basy. Rehefa nosakanana dia afa-maina satria olon-dRajao. Tsy hiteny momba iny izao i Rajao fa aleo misandratra miaraka amin’i boaikely.

2- Nandeha nanatanteraka andraikitra i Mahasosotra araka ny perdiem azony. Ary fotoana tsy voafetra no nandehanany. Izy tenany hono anefa hanao analyse fotsiny fa tsy hoe marary akory. Asa amam-bolana ve sa mandra-piditry ny Mpanara-baiko manaraka ? Sa nanaovana ordre de mission hampitomboina ny karamakeliny ?

3 – Mitombona tokoa ve ny resaka ARMP ? Dia ao amin’ny lahadinika Filoha ve izany ? Ka erreur ve dia miantraika amin’ny dossier maro ?

4 – Mbola miala sasatra any am-ponja ve i Clo ? Nalahelo izahay izy tsy nanao fety niaraka tamin-dRandriamandavy. Samy nanao tsy mety fa i Rina angamba lava tanana ka sy sahin’ny BIANCO. !

5 – Hifidy olona ho ampiasaina any amy Fiadidiana ve dia tsy isy enquete de moralite sa nomanina tokoa hikarakarana olon-kafa ?

6 – Efa manao propagande tokoa Rajao sady tsy mahay mandamina programa ka mampiandry vasoka olona hizarana kara-tany. Mbola hitokana akoho manatody koa io atsy ho atsy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS