Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 08h07
 

Répondre à un commentaire

7 février 2018 à 17:37 | Behantra (#9165)

Ny tena gaigy anie dé zao é !

I Rajao dia natsangana tamin’i maty (efa voadaka ny ’assemblée’ ranamana)

Dia atramin’izao dia tsy mahatoky na iza na iza intsony nédala

Izany hoe :

Raha ametraka fihalana izy amin’i fifidianana ho avy izao dia matahotra an’ny rivo izy fa sao dia manao
’coup d’état constitutionnel’ lé tary io ?

Efa fantatra tsara moa ny fitiavan’ny rivo mivarotena amin’izay bé vola !!!

Ary mihevitra izany i ’marionnette’ fa ny fisiany ireo praiministra sy ministra vaovao ireo no anakana any rivo mba tsy ’ikorisa’

Dia mba hevero amin’izany anie :

Rivo , Ratsiraka , Ravalomanana : irer hono zany ny toko !!!!

Anakiray ami’ireo fotsiny noho mihilana dia potika tanteraka ny saribakoly rajao

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS