Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 22h10
 

Répondre à un commentaire

10 janvier 2018 à 10:54 | Vohitra (#7654)

Tsara hitodihana fohy ny lasa teo amin’ny tantarampirenena.

Rehefa nitranga ny fikomiana tany atsimo ny taona 1971 nateraky ny fandoavana ny hetra isandahy, dia nisy ny fananihana toby miaramila nataon’ny olontsotra izay notarihina sy notohanan’ny antoko politika sasany fahizay ; nandray ny andraikiny manoloana izany zavanitranga izany ny komandin’ny zandarimariampirenena fahizay dia Itompokolahy Kolonely Ratsimandrava Richard ; raha ny tahirinkevitra tamin’izany no topazamaso, dia amanjatony ny aina nafoy ny volana avrily 1971.

Tsara hotsahivina fa ny filohampirenena amperinasa tamin’izany andro dia Itompokolahy Tsiranana Philbert.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS