Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 17h31
 

Répondre à un commentaire

8 janvier 2018 à 12:41 | jangobo (#8776)

Elaela no tsy nanoratana teto nefa dia variana fambola mitohy ihany ny lainga 9 taona lasa. Tadidiko tokoa fa tamy fitsarana an-dRavalosy ny namany dia nisy kolonely nilaza fa Ravalo mihitsy no naniraka azy tamy 7 febroary koa ; hilazana fa Ravalo mihitsy no fositra hatramin’izay.

Mahandrasa kely fa mbola hisy hiteny koa avy eo hoa i Ravalo no nahatonga ny cyclone ary naniraka ny mpitondra tsy hihetsika tamy cyclone AVA fa nasainy ho eny iavoloha ny mpamonjy fety rehetra.

Dia arahabaina nahatratra ny faha-50 taonan’ny TVM SY RNM. Arahabaina fa 50 taona nanompoana mpitondra. Miasa mafy rizareo ao ka dia gaga aho. Nahita article sans commentaire aho nahakasika an-dRavalo. Dia hoy ahoy hoy misokatra izany ny TVM hay kay mpanao manifestation mitondra pancarte manompa am-dRavalomanana. Mazava loatra fa matoa nivoaka ny TVM dia voahiraky ny lehbe. Matoa koa tsy nhetsika ny mpitandro filaminanaatao Toliary dia efa nahazo fitenenana.

Miresaka mpitandro filaminana isika fa matoky aho fa Ravalo koa izany no naniraka kolonely sy miaramila niaro an-dRajoelina ny 26 janoary ary anio koa dia nahita article mahakasika ny Directoire Militaire aho izay momba ny AUTOPUSTCH nataon-dRavalo fa tsy niteny kosa izy momba ny Auto-directoire militaire. Tsy maty tokoa ny marina fa ny double nationalite kosa mbola msy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS