Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Répondre à un commentaire

15 novembre 2017 à 16:00 | Isandra (#7070)

RY TANORA MALAGASY LIAM-PIVOARANA !

Ry tanora liam-pivoarana,
Hasandratrantsika ity tanidrazana,
Havontana ity firenena,
Ka ny fahantrana no horesena,

Ny fifidianana no fanomboana,
Izay tsy mahavit’azy dia hosoloana,
Ankanga maro tsy vakin’amboa,
Ny fiaraha mirona no mitondra soa,

Koa entano i Koto,
Mba ho tena hazoto,
Entano i Kala,
Mba tsy hisalasala,

Resaho, fa tranobe no hatsangana,
Ampitao, fa firenena no hasandratra,
Ny tsirairay samy mitondra anjara boriky,
Ny rehetra mihitsy no manao ny adidy,...

(Hotohizana)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS