Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h51
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2017 à 15:39 | Ibalitakely (#9342)

Ny toe-javatra tahaka itony moa izany tsy dia mila alàlana avy amin’ny fitsarana ny manao « sous scellage » trano na toerana iray & ny emoreg fa tsy ny JIRAMA dia mahazo manapatakaka jiro ?? Tsy misy « lois & procédures » harahina intsony fa dia miaramila asaina manao asan’ny pôlisy-zandary manenjika dahalo ; depiote na senatera mamely ben’ny tanàna & BIANCO ; …, hisy mpitondra rambaramba hitarika “cortège présidentiel ” ; & ny « bombes lacrymogènes » hasolo ny « extincteurs » ao @ lapan’ny fitsarana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS