Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 11h48
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2017 à 10:32 | manga (#6995)

Asakasak’izay mpamosavy manao tsindrio fa lavo fa ny olana fotsiny amin’ireo tononinao ireo dia ny misitrika an-davam-bato fa tsy miatrika amin’ny maha lehilahy azy na dia manana andraikitra goavana ego amin’ny fitenenana.
Momba ny fanakatonana indray no asian-teny dia aoka ho tsoriko aminao fa na ho ritra aza io riaka manodidina ny nosin-tsika io (hoy ireo mpanao sira) dia tsy. Handripaka velively ny harenany izay manan-kevitra ny hanao izany,
Tsy misy mitombina ireo fiampangana ireo na dia miray aza, ary Antony roa fotsiny no anaporofoiko azy :
- Naninona ni namelana azy hisokatra ?
- Ary mini marina ve ianao fa nanaiky hidi-kizo ireo mpiombon’antoka amont ireo raha toa ka misy:zavatra ahin-dreo mikasika io orinasa io ?
Ny olana Risandra dia ny fanisianareo dira amin’ny famaliana faty fa tsy mijeryy ny ho avin’ireo mamelom-bady aman-janaka vert asa.
Ravalo no enjehinareo dia jambena tanteraka tôt ny zaza manapa-dalana ka ny lalana no zoriny fa tsy miraharaha izay fiara mety ifaoka azy.
Izany va le ilay politika avo lenta ventesinao isan’andro eto ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS