Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 02h31
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2017 à 10:07 | Isandra (#7070)

Tsy mbola mahafantatra ve ny ianareo ZD, fa misy zavatra anankiroa ataon’i Hery toy ny tady(laisse) hitazomana an-dRavalo(izay heveriny toy ny alika kely,...) :

- Ny Fanankatonana ny orin’asany,
- Ny saziny,...

Raha vao miseho be vava i Ravalo(mivovo), dia ireo no ampiasainy sintoniny,...amin’izay mipetraka itsy farany,...

Izahay aloha dia mitaky ny anaovana mazava tsara ny momban’i Ravalo indray mandeha tsy miverina. Tena voafafa ve ny helony, sy afaka misokatra ve Tiko,...fa tsy io no anaovana teti-dratsy isakin’ny mihetsika izao.

Rehefa tsy manara-dalana tahakan’ny fanaony, zatra ny lalan-dririnina anefa i Ravalo, dia tsara aminy ny ampiharana ny lalana,...

Hoan’i Babah, tsy ny ZD ve no faly sy nandihy rehefa misy tsirariny mahazo ny tarik’i Orange, ohatra nahazo an’i Lyllison, Auguste,...sns,

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS