Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 19h28
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2017 à 14:47 | Ibalitakely (#9342)

Inona tokoa moa ny dikan’izany OIF izany, Organisat° Interne Françafricaine ve ?? Dia mitombo ihany izany ny fidirany eto @ tanàna. Miadiva an-trano ihany koa ry Malagasy, akatony izay TIKO rehetra, omeo ny FILATEX izay toerana tadiaviny rehetra na anakipilizana vahoaka maro hanao tafo lanitra eny an-dàlana aza. Ny rano etsy Laniera efa misy vahiny manototra, & toraka izany ny any Alaotra any fa efa misy sonoa mamaritra eo @ 1 000ha eo hono, sns.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS