Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 02h57
 

Répondre à un commentaire

11 octobre 2017 à 10:10 | Mihaino (#1437)

Misy zavatra tena mahagaga dia izao : Rehefa nanao propagande ireto députés lany ireto dia nitety ny faritra misy azy na ratsy bé sy lavitra aza ny làlana ka NANDEHA TONGOTRA, BISIKILETA, MOTO , FIARANY (misy 4X4 ny sasany), HELICO , SARETY sns, sns ....
Rehefa lany soa aman-tsara ry zareo dia avy dia MITAKY 4X4 fa tsy mila an’ireo fitaovana na ny heriny nampiasainy nandritry ny propagande-ny ??!! Milaza moa ny sasany fa mitatitra marary manao ambulance , manao tatitra any amin’ny vahoaka nifidy azy sns, sns ....Hay tokony moa !!!
Farany dia amafisiko foana fa tsy solombavabahoaka ianareo ao anaty ny Assemblée nationale io fa solombavanantoko ka ny Antoko na ny mpitondra no mibaiko anareo fa tsy ny vahoaka velively !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS