Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 07h50
 

Répondre à un commentaire

11 octobre 2017 à 10:06 | katibo (#9077)

akory aby !
Zo feno ho an’ny solombavambahoaka ny fahazoana 4x4. Raha ny tena izy dia tsy mila mangataka akory. Noho izany nanao erreur vé ny ministre du budget et des finances teo aloha raha nanda hatramin’ny farany io Zo io ?
Tsy manaiky araka izany ireo députés raha esorina amin’ny karamany ny 4x4. Raha ny tokony ho izy dia averiny amin’ny fanjakana io 4x4 io raha tapitra ny mandat toy ny nisy tamin’ny 2e mandat ravalo. Raha izany no hiseho dia rariny raha hahazo 4x4 izy ireo.
Kanefa inoana marimarina fa tsy izany mihitsy no zavatra hisy. Na TIM na Mapar na mpomba ny fitondrana dia hangina satria tombontsoa iraisana io.
Constitution : tsy misy ifandraisany amin’ny 4x4 izay omempotsiny hoy ny lehiben’izy ireo. inaoana anefa mety ho cinéma fotsiny NY ady hevitra momba io constitution eny amin’ny chambre basse eny.
Société civile : azo tambazana toerana ihany koa ny société civile. Ohatra raha be critique momba ny lalampifidianana dia ampidirina ceni avy hatrany. Raha miseho ho be kiana eo amin’ny environnement dia azo atao ministra eo amin’io sehatra io.
izany no atao dia ny hisian’ny fifidianana constitution mialohn’ny fifidianana ny filoha.
Tsy asiana resaka ny sénat fa mazava avy hatrany ny fankatoavana avy aminy.
Rajoelina : mety ho sarotra aminy ny hirotsaka satria hanaiky io fanovana io NY ankamaroan’ny députés mpomba azy. voatazona araka izany ny salantaona 45.
Ravalo : toy ny mahazatra dia mivadika avy hatrany ny ankamaroan’ny députés miaraka aminy. Ataon’ny fanjakana takalon’aina ny tiko ka tsy maintsy hisafidy izy na tiko na constitution.
Vahoaka : miady mafy eo amin’ny fiainana : pesta, vary (2000ar/ kg). Tsy afaka hanaraka ny raharahampirenena intsony.
Fanjakana : bon stratège ?
ho lava haveloma aby

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS