Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 14h17
 

Répondre à un commentaire

11 octobre 2017 à 09:26 | Ibalitakely (#9342)

Inona moa no tsy efa lasan’ny vazaha miadakadana eo e ?? Ny fitaterana ve, efa ao ny Ravinala Airports-Samada-Air Austral-... Ny angovo ve, ry HFF ao @ JIRAMA ; ry JOVENA-GALANA efa azy → izany hoe ny ain-dehibe rehetra an’ny firenena raha tsy ilaza ireo banky lehibe ireo koa. Na karana-vazaha [bi-tri-multinationaux] na vazaha fotsiny izao manangona tsikelikely izany ain-dehibe izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS