Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 15h26
 

Répondre à un commentaire

9 octobre 2017 à 11:08 | I MATORIANDRO (#6033)

Raha ze resaka fanomezan-danja ny fokontany no hanovana lalam-panorenanana dia tsy misy varany ny andaniana vola @ miliara ; didy hitsivolana de mahavita an’zany ; ny ankoatran’zay dia resa-be fampandriana drisa fotsiny !

Ny zava-doza tiana atao dia hoe omena fahefana ny fokontany fa indrindra ny sefo fokontany mba ahafan’izy ireo manao varo-boba ny tany Malaqgasy @ireo vahiny mirangorango eto amintsika indrindra indrindra fa ny sinoa.

Samia velonaina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS