Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

6 octobre 2017 à 15:14 | tsimahafotsy (#6734)

Tena marina mihitsy ny zavatra nosoratan’i Vato maina raha mandinika an’ireto akoholahy fataka vazaha tsy misy hatao @ ny fiainany ireto .
Manaratsy sy manambany ny Malagasy eto @ ity serasera ity foana satria malahelo ny fanjanahantany taloha.
Mampalahelo ny olona efa misotro ronono na tsy amperin’asa, raha izao ny mahazo rehefa tonga ny fahanterana ! Antitra vao tia sangy sahala @ tsipolotra antitra.
Tsy mbola nahita tsotsoka ambany saina toy ireto mihitsy aho hatram’izay !
Iza no hifanamby amiko fa hitady olona izy izao handika izao zavatra nosoratako izao ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS