Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 19h30
 

Répondre à un commentaire

4 octobre 2017 à 10:40 | katibo (#9077)

akory aby !
mazava, ny vahoaka izany no tratra farany eto. Izay mpitondra teo ka tsy mahazo ny mairie CUA dia tsy manome fanampiana azy. Ny teo ihany no miverina, saziana hatrany ny vahoaka.
Tsy nanome fanampiana andrajoelina ravalo tamin’ny fotoan’androny sa rajoel mits no tsy nety nandray fanampiana ? tsy nanome fanampiana rajao sa lalao mits no ts mety mandray izany ?
Ny vahoaka izao no mandraingiraingy amin’ny adilahy politika misy eto. raprezy ao mivadika ho moana marenina. sa fotoana mety amin’ny fahanginana vé izao ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS