Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 09h44
 

Répondre à un commentaire

15 septembre 2017 à 03:37 | valoha (#7124)

Tena variana@-dRavalo sy i Andry ny sasany izany ! Ary lavitry ny afo mihintsy ny kitay. Ny fijery tsy miangatra dia toa lasa mitodika tsikelikely any @ ny BRICS(Bresil / Russia / China / India / South-Africa) ny fitondrana ankehitriny ! Bravo ! Leo voan’anana ka manalavitra tsikelikely ny FMI / Banque Mondiale / C.E.E /...Lasa mikarataka any U.K. fa tsy Fratsa renimalala intsony,...Harahaba ! Miendy koa ny hvm mba hanatsarany malaky ny fitantanana, ka vaky mikarataka etsy sy eroa mba hifikirana eo @ ny fitondrana indray, angaha !(mikaraka mitondra famokarana malaky mba hanaovana fotodrafitrasa samy hafa mba ho tsara maso @ 2018 !). Raha zao fihetsiky ny hvm izao no nataony vao tonga teo @ fitondrana izy ireo, dia ok ! Mety nety amintsika ihany ! Izao toa mitady hanintsy ny Lalampanorenana indray mba hifikirana lava kokoa eo @ fitondrana(modely Erdogana - Torkia), ary ho lasa mpanao didiko -fehy- lehibe avy eo ! Ny Gasykely moa anao inona fa hifidy tsy fidiny(bado maro an’isa), ary handany ny Lalampanorenana vao, noho izy io ho tsara rindra sy mety @ ny hery vao ! Ary na ny mpikambana ao @ ny komity ho an’ny Fampihavanana aza dia ny filoha hery no nifidy azy ireo avy @ lafivalon’ny nosy, fa tsy ny vahoaka avy @ ny niaviany avy @ ny Faritra isany. Ary nianiana fahatany avy izy ireo noho ny fo dangitra ! Dia mazava ho azy fa ho lany ho azy ity filoha ankehitriny @ ny fifidianana filoha manaraka. Manana ny fahefana marina izy ka manapatra izany dia ny mbola eo. Fa misy kosa fitenenan’Ny Teo Aloha manao hoe - ’Samy hijinja izay nafafy avy avy eo’ ! Izao dia miazakazaka hatramin’ny masoivoho Amerikana avy mba hanampy etsy sy eroa, mba hitodihana indray any U.S.A @ ny fitondrana izay ho avy eo angaha. Samy manana ny marary azy izy ity ny farany. Ary ny mampalahelo dia toa ataon’ny hafa toa ny otam-pary izany foana i Gasikara e ! Aiza ny avara-py sy ny olo-kendry eto @ ny tanana e !?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS