Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 17h44
 

Répondre à un commentaire

12 août 2017 à 07:43 | lanja (#4980)

Balitakely>>>>
tsy mila mandalo fianarana ambony dia mahalala hoe iza no tao ambadik ireo mpitaritolona orange nandrombaka fahefana t@ 2009, tsy tokony ahagaga mihitsy raha toa ka miroborobo fatratra toy izao ny gaboraraka sy ny kolikoly eto, ilay TGV nirifatra teo dia mena ihany ny loko ao anatiny , ny lokony ety ivelany no natao matsatso mba tsy hanimba ny mason ny sasany, dia io natao orange io , i Andrianarivo lazainao dia fantatra ny tena lokony, fa tsy transparent velivey , tsy hanova n inon inona velively. Fa mety hisy loko hafa tokoa eo @ 2018, fa tsy ho asa alavitra aloha , izay mahafehy ny mpitana basy ary vonona hiaro ny gaboraraka sy ny forongony ihany aloha izao no tompon ny fahefana eto, ary mboa ho ela io vao hiova ,

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS