Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 23h34
 

Répondre à un commentaire

11 août 2017 à 09:27 | Ibalitakely (#9342)

Fa tena be resaka ny betsaka, foza 1 & foza 2 dia tahaka an’Ikotofetsy & Imahaka. Indraidray miaraka mampihesona olona indraidray mody miady. Jereo fotsiny ohatra io Atalaha Béatrice io : minisitra ao @ izao governetenamanata HVM izao fa membre du conseil d’administrat° Madarail ao anatin’ny groupe sodiat an-dRapierrebleu. Ihany koa Ireny rolly mercenaire mankatsy mankaria ireny moa tsy resahana intsony. & raha misy ny tsy fandriam-pahalemana tena mampikaikaika be ankehitriny dia ny tohin’ny 2009 ihany no miseho izao : basy very t@ ireny sakoroka 2009 ireny no amidin’ny marasily-zandary-pôlisy [http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/trafic-darmes-un-sergent-chef-evade-et-trois-bandits-ecroues/] amin’izao. & Hain’ny frantsafrika mihintsy io manodikodina saina aman’eritreritr’olona io, mba ho revo dia revo @ sarin’adin’ny mapar/hvm eto daholo ny be & ny maro, FA REHEFA NY IRAY @ IZY ROA IREO NO TAFAVERINA EO @ FITONDRANA izay vao ho gaga & mimenomenona sisa no hita.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS