Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 20h35
 

Répondre à un commentaire

10 août 2017 à 16:47 | dirk_cab (#6503)

Ra Tyrax,

Marina be tokoa ny an’i rangaha (miala tsiny raha andriambavy) , misy fialonana avy amin’ny fitsarana FRANTSAY tokoa matoa ry zareo manao fanadiadiana momba an’i Ravatomanga havanareo ?

Indrindra fa ny resaka « PANAMA PAPERS » koa dia fialonana goavana tokoa ?

Momban’i Rajoelina, raha madio tokoa moa izy , afaka manazava anie izy andriamatoa , sa ahoana hoy ianao ?

Izay anie no andrasanay vahoaka mihinana ny zordira, vahoaka izay tsy natahoran’i Rajoelina nalefa NAMONO TENA teny Ambohitsoroatra tamin’ny Febroary faha 6 taoana 2009 , sa tsy marina izany ?

Mba fanontaniana kely fotsiny io ....

Ianao mantsy toa hita fa misaina mitsovalana be mihitsy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS