Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 20h31
 

Répondre à un commentaire

10 août 2017 à 16:20 | tyrax (#9975)

Izaho kosa aloha mahita an, fa io resaka Mamy Ravatomanga io dia resaka tahotra sy fialonana fotsiny tsotra izao io. Satria ve ilay olona mba manana dia atao an’izao ? Raha amiko manokana dia tsy mety amiko ny toe-tsaina « Ory hava-manana ». Rehefa tena nandinika lalina ihany koa aho dia mahita fa misy ambadika politika ilay resaka. Misy matahotra amin’ny firotsahan’i Andry Rajoelina ao amin’io 2018 io dia mody i Mamy Ravatomanga no lotoina sy haratsiana. Mampalahelo ny toe-tsain’ny sasany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS