Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 13h58
 

Répondre à un commentaire

11 août 2017 à 11:58 | Ibalitakely (#9342)

Dia variana @ resaka fanoloana olona tompon’andraikitra amin’ny toerana ambony dia adino eo aloha ny resaka Kilaodina-Rina VII, sns. Dia izay mangalatra fiaingana @ fampielezan-kevitra rehetra toa Isandra banga miomehy @ alina [laingako kanjo retsy Isandran’i Zanô à !!]. Dia io fampihavanam-pirenena io koa aza tonga dia hita fa tsy hahomby velively satria na ny fifanendritendren’izy samy izy [na ny mpandray & mpitsara izay ho mpikambana mpampihavana ao na ireto farany] izay mbola ho ampian’ny 11 anjaran’i RHM. Dia tahaka ny t@ 2013 e, fantatra dieny mialoha fa ny olona notolotry ny foza dia voamaika handatsaka an’i Madagasikara @ lalina dia lalina kokoa.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS