Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 15h50
 

Répondre à un commentaire

10 août 2017 à 19:36 | Behantra (#9165)

Raikitra ary e !

Mba azavao aminay ny hevitrao momban’i nanomezana toerana ministra an’i Rolanad Ratsiraka
sy praiministra any Kolo ?

Ary toa nizanona tampoka ny fampitahorana mikasika ny ’remaniament’ ?

I Rambo moa zany milaza fa ’conseiller’ n’i Rajao : anefany tsy misy mahafantatra any Rambo mahintsiny ao Iavoloha ??

Zany hoe mpadainga sy mba té i zesta eto zany i Rambo ?

I Rambo anie efa hitako tany amin’i forum Tiako i Madagasikara taloha , izany no mahatonga ahy miteny hoe

Tia miseoseo , milaza azy ho ’je suis’ , .. sa koa i Rambo dia ancien conseiller n’i Ravalo taloha ??

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS