Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 09h31
 

Répondre à un commentaire

9 août 2017 à 13:57 | katibo (#9077)

raha ny « invasion chinoise » hita eto Madagascar dia mampanahy ihany. raha ity tanikely misy antsika no idirany lalina, mino aho fa 20 taona raha be indrindra dia ho ringana ny harempirenena (« antsika »). natsangana ny « abattoire » tetsy alakamisy, mibabaka Antananarivo renivohitr fa tsy ampy tolotra. lasan’ny sinoa avokoa ny tranombarotra en y analakely, behoririka, indrisy fa NY gasy indray no manofa lafo aminy. tsy misy « étude d impact » akory dia mitrandraka avy hatrany ny sinoa. mbola izy ihany koa no anisany mitsipaka ny fifanarahana iraisampirenena momba NY fiovaovan’ny toetrandro. inona ary no andrasan’ny malagasy aminy. ireo notanisaiko ireo ny santionany. sarotra dia sarotra NY hisian’ny fitoviana tombontsoa satria izy ireo no tompon’ny vola sy ny fahaiza-manao. isika kosa ni mpanome ny harentsika hotrandrahany ary lasa mpiasa mahafatrapo (main d’œuvre) hatrany. mitovy amin’ny ataon’ny firenena tandrefana ihany e.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS