Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 10h34
 

Répondre à un commentaire

8 août 2017 à 13:02 | Ibalitakely (#9342)

Voalohany : mila avahana & azavaina tsara inona ny atao hoe projet de société & inona ny atao hoe programme de société. Betsaka ny tsy mahazo ny dikan’ireo & manafangaro azy. Raha ity faharoa na programme aloha no resahana dia ny ady @ fahantrana, ny ady @ tsy fananan’asa, ny ady @ izao & izao. Fa iry vohalohany kosa dia hoe ho communiste, socialiste, libérale, & unitaire sa fédérale, sns ny ve ny fomba fitatanana. Raha tonga eo @ fitondrana ve ianao dia tsy hikitika lalàm-panorenana mihintsy sa hanao fanintsiana ampahany sa fanovana tanteraka. Misy hovainao ve ny làlam-pifidianana & manahoana ny andrim-pitondrana [panjakana !!], mety aminao sa ho asianao fanovana raha ianao no ho lany eo ?? Fa tsy olona tsy mahalala izany rehetra izany no hiseho milatsaka eo dia ny volazan’ny rehetra toy ny ady @ fahantrana, kolikoly, tsy fandriam-pahalemana, tsy fanajana zon’olombelona, ny fampiasana zaza tsy ampy taona ... no ho atao tsianjery masiso.
Faharoa dia aza adino fa MIANKINA @ MPANAO GAZETY FOANA ny vokatry ny fifidianana atao rehetra. Rehefa ianareo no mamahan-dalitra vahoaka, noho ny telopolo andro fanjava iraiky ohatra, akory atao fa dia mizaka ny vokany ... eo am-pimenomenomana eo làlandava itsika mianankavy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS