Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 22h15
 

Répondre à un commentaire

8 août 2017 à 13:28 | Ibalitakely (#9342)

Ka eo mihintsy ny olana @ ireto foza ireto : amin’izao fotoana ohatra dia rebirebeny @ resaka fanamboarana/fitokanana fotodrafitrasa [any @ youtube/fotoam-bita] ny vahoaka fa ny ankohatra izay tsisy resaka. “l’exemple vient d’en haut” dia mody fanina koa ny mpiara-miasa [misaosy] akaiky aminy rehetra ka izay no mahatonga ny fitotongan’ny firenena izao. Jereo faha firy i Madagasikara @ lafiny rehetra talohan’ny 2009 & faha firy ny faran’ny 2013 & faha firy amin’izao 2017 izao ??

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS