Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 14h16
 

Répondre à un commentaire

15 juillet 2017 à 11:43 | Ibalitakely (#9342)

Fa angaha tsy maintsy idiran’ny vahiny foana ny raharaham-pirenen-tsika e ?? Isaky ny misy kotrana kely eto dia maika ery ny sasany @ izao Dakara, Maputo, RSA, USA, UE, SADC, COI, ... sns, nefa voamaika lasa kotrana be hatrany ny fandehany.
& itsika ve oviana no mba nilaza hoe tsy hekenay ny filatsahan’i Nicolas Sarkozy na koa hoe esory i Donalsd Trump na hoe ampidiro ao koa i Jean Marie Lpen, & ny rehetra tahaka izany. FA IZAY MBOLA MIANTSOANTSO NY ANY IVELANY HANDAMINA NY ETO MADAGASIKARA NO TENA MPAMADIKA TANINDRAZANA, mila fitsaram-bahoaka.
Farany izaho dia mihino fa baikom-bazaha noho nahatonga ny fitondrana ankehitriny nibaiko ny préfet d’Antananarivo nanesotra ny fahazaoan-dalàna efa nomeny ny TIM teo iny : “Hery, fais-moi retirer & en vitesse, cette autorisat° à Mahamasina de leur 15° anniversaire, sinon nous allons te lâcher ...”.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS