Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 11h10
 

Répondre à un commentaire

15 juillet 2017 à 09:24 | lanja (#4980)

Eric,
raha vaovao eto @ ity forum ity ianao dia tadididio fa olona baikon ny fankahalana sy fialonana ary mbola gejain ny aretina fankahalana foko no betsaka manoratra eto, eto no ahitanao taratra mazava fa tsy ho tanteraka na rahoviana ny resaka reconciliation eto , tsy hitovy mihitsy ny hevitra momba ny zavatra tsara sy ratsy vita teto, @ izao ,na dia miharihary izao aza ny fahavoazan ny firenena, vao maika miogagoga manao délira ny nanapotika azy.Ohatra iray fotsiny io federalisme io, tsy fantatry ny sasany mihitsy hoe nahoana ratsiraka sy zafy no tsy nanao an’ io , dia mibosesika eto ny resaka decentralisation de pouvoir sns, blocage sns, tsy omena tsiny fa ao koa ny fanirina te hitantana ny safira sy petrole mivantana, heverin ny sasany fa vola miraraka fotsiny io, fa tokony hatao mihitsy io federaisme io, aleo samy mizaka ny tenany fa samy lehibe.Jereo fotsiny ohatra ny mpankahala an dRatsiaraka eto, tsy manaiky ny zavatra tsara vitan io olona io mihitsy. Samy nisy hadisoana daholo ny mpitondra teto, saingy misy ny nahavita zavatra betsaka sy tsara , tsy izay ny fomba fijery eto, nisy mpahay resaka propangande momba ny fanenjehana olona teto, miraikitra anaty tsokan damosin ny sasany ilay izy ka tsy ho afaka intsony, tsy mahagaga lotra ny toerana misy ny firenena @ izao, tsy afaka hijanona @ izao io fa tsy maintsy hiova, na tiana , na tsy tiana

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS