Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 13h07
 

Répondre à un commentaire

13 juillet 2017 à 15:28 | Ibalitakely (#9342)

Ny tena mampataotra @ izao fotoana izao dia maniry ohatra ny tsikafokafona ery @ marais Masay ny sekoly eto Madagasikara, & ny sekoly fitsaboana anisan’izany toy ny écoles paramédicales milaza ho agréées par l’État izao ?? Dia ny écoles de médecine koa izao efa misy ny tsy miankina ka ho lasa tahaka ny épiceries, salons de coiffure, ateliers de dépannage scooters, cyber café, salons de massage, izay efa hita isaky ny zato metatra. Ny mpitondra toa faly hery satria sady mampiditra hetra no miteraka asa hono →→→→ dia ny fananan’ny boaikely no ataotao foana etsy & eroa, ny fahasalaman’ny Malagasy mihintsy no tandidinin-doza. Ny fitondrana ankehitriny rahateo sady tsy misoroka … no sady tsy mitsabo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS