Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 17h10
 

Répondre à un commentaire

14 juillet 2017 à 14:54 | Ibalitakely (#9342)

Fa ny karazan’olona tena tokony ho tsaraina dia ireto avy :
-  Ny olona MIVAROTRA TANINDRAZANA tahaka ireo rehetra izay miray petsapetsa @ fitondrana frantsay & frantsafrika, tafiditra ao daholo ny tompon’an draikitra rehetra t@ fanongam-pajankana 2009 [Ratsiraka Didier Ignace ; Ramakavelo Désiré Philippe ; Ratsirahonana Norbert Lala ; Rajoelina Andry] & ireo foza 109 rehetra nosazian’ny CI.
-  Ny mpitsara rehetra sahy MANAMBARA fa mety na hita araka ny lalàna manan-kery aza fa tsy mety ohatra : olona tsy voafidim-bahoaka no sady nasiany samboady maha filoham-pirenena no nasainy nanao finianana tahaka ny olom-boafidy ara-dalàna.
-  Ny mpitsara rehetra nasaina nitsara olona na dia tsy tena andraikiny aza, indrindra ka tsy nanaraka ny tokony ho izy akory avy eo, nefa nisy raharaha hafa mody tsy fantatra mihintsy na dia nisy ratra & faty olona aza. Indrindra ka izay niteny hoe ny famotsoran-keloka dia izay raharaha talohan’ny 2009 ihany nefa ny alatsinainy mainty, ny asabotsy mena, ny 17/03/2009 sns ve talohan’ny 2009 ??.
-  Ny fananganana milisy tsy ara-dalàna na dia “le plus ancien dans le grade le plus élevé & chef suprème des armées aza t@ 2002 !!
-  Ny mpitandro filaminana, izany hoe izay rehetra mahazo alàlana itàna fitaovam-piadina mahery vaika [pôlisy ; zandary ; miaramila ; mpiandry fonja ;...] manao fikomiana [fikomiana ≠ fitokonana, sady efa ao anaty finianany rahateo ny tsy fahazahoana manao an’izany] na inona na inona antony.
-  Tsy lazaina eto intsony ny mpanondrana harem-pirenena sns.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS