Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 06h45
 

Répondre à un commentaire

13 juillet 2017 à 10:16 | I MATORIANDRO (#6033)

Salama daholo !

Eto ampiandohana dia tiana ny mampatsiahy fa fitondrana sampona tanteraka ty fitondrana entin-dry herdegany ty izay napetraky domelina sy ny forongony t@ hala-bato bavata fa sady moana marenina ry zareo no tsy mahita ihany koa !

Raha tsy efa mipaka @n-jareo na ny fianakaviany ty tsy fandriam-pahalemana ty tsy ho taitra zany reo !

Mahakasika ny kolikoly dia ry zareo mianakavy ao mihintsy no tena tompon’ny ketrika @izy ty !
Tsy misy iasan-jareo saina @ zay zon’olombelona zany rehefa ny vola no mibaiko azy reo.

Zah mbola miteny ihany hoe ampireheto ihany io afo kely vao manomboka io, rangito ihany reo vahoaka efa miandry mpitarika reo fa dia hirefotra ao daholo ny lohanareo mianakavy reo !

Averina ihany fa ny protestant tsy ampy traik’efa eo @ fitantanan-draharaha politika dia sady tsy hay ahitsy no tsy tan-dalana !

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS