Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 13h07
 

Répondre à un commentaire

12 juillet 2017 à 22:08 | lysnorine (#9752)

@ Mihaino-12 juillet à 21:15 |

« Les théories classiques et néoclassiques de l’échange international ont reçu de nombreuses critiques et il serait intéressant de considérer les AUTRES ÉCOLES »

Isan’ny tsara hodinihin’ny tompon’andraikitra amin’ny tany VOAZANAKA tahaka an’i Madagasikara dia ny hevitra novelarin’Friedrich LIST -ekônômista alemà tamin’ny taon-jato faha-19 ao amin’ny boky nosoratany hoe : “Das nationale System der Politischen Oekonomie” (1841 &1910) na « Frédéric List, Système National d’Économie Politique, traduit de l’allemand par Henri Richelot, 1857, Paris-Capelle-Libraire-Éditeur.)

Tsarovana fa niompana tamin’ny hevitr’i F. List ny pôlitikan’i HITLER nanarenana ny toe-karenan’i Alemanina tany amin’ny taona 1933. Vokatr’izany, ohatra, ny « VOLKSWAGEN » , fiarakodia nataon’i Hitler ho an’ny sarambabem-bahoaka sy ny « REICHSAUTOBAHNEN » na ny autoroutes tsy hita velively naoriny talohan’ny fipoahan’ny ady ehibe faharoa tamin’ny 1939.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS