Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

11 juillet 2017 à 11:30 | Ibalitakely (#9342)

Na izany na tsy izany aloha dia mila mba mandini-tena tsara ihany ireto SMM ireto fa dia TENA MBOLA MISY ny mozana tsindrin’ila ao @ fitsarana eto Madagasikara, ohatra mibaribary & vao aingana : 1- ingahy RAPANOELA Hary izay sady tsy izy no nanompa na nandrahoana hanao kidnaping, tsy nisy olona naratra na faty olona & ny mpitory azy rehetra nisintona ny fitoriany, fa noho izao ministère publique izao dia NOGADRAINA HERINTAONA SAZY MIHANTRA izy. 2- Nisy fiara Austin Mini Cooper nanao lozam-pifamohivozana tery Alarobia ka nahafaty olona roa (sa telo) nefa telo volana an-trano maizina sazy mihantona no navoakan’ny tribonaly !! Mariana fa itsy tantara voalohany talohan’ny hetsika nataon’ny SMM & ny BIANCO fa ny faharoa kosa efa taty aoriana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS