Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 03h20
 

Répondre à un commentaire

10 juillet 2017 à 10:03 | I MATORIANDRO (#6033)

Mamerina ny arahaba tratry ny fety ho an’ Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA sy isika rehetra mankasitraka ny ezaka efa vitany sy mbola ho ataony !

Tsy fantatro izay vaovao @zao ora hanoratako zao fa raha ny tokony ho izy zany dia tokony ho nosamborin’ireo maty eritreritra Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA. Tsy izany nefa no heno h@ zao.

Mankasitraka feno sy tanteraka ny hetsika t@ sabotsy ny tenanay na dia tsy tomombana araky ny tokony ho izy aza ny fandaharam-potoana.

Efa voalaza ombieny ombieny fa ny tena mpomba an’Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA tsy tia korontana zany fa reto tsy matoky tena reto no mikorotan-tsaina @ asan-devoly izay kotrehiny marain-tsy hariva hivarotana ty firenena ty !!!

Tsy azon’reto mitafy hidijanak’omby mitondra firenena reto mihintsy ve hoe avo folo heny t@ vokatra nandrasan’Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA no azony t@ hetsika tsy tontosa ara-dalana iny ???!!!

Mirary soa hatrany ary dia :

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS