Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 16h28
 

Répondre à un commentaire

11 juillet 2017 à 14:01 | Ibalitakely (#9342)

Efa betsaka ihany izay lalàna & didy nivoaka fa tsy raharahian’ny mpitondra izay raha tsy hiresaka ny raharaha sindikaly ao @ Air Mad mikasika an-dry RABARILALA Rado sns tsy voatanisa. Nanomboka t@ ireny feideroty lalàna nitondra ny firenena ireny izay manao hoe mahazo mody ankalalahana ; honerana ny zavatr’olona rehetra nangalarina-norobaina-nopotehina-nodorana rehetra ireny moa no tena nahazatra ny fitondrana ny manitsakitsaka lalàna ity.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS