Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 06h23
 

Répondre à un commentaire

8 juillet 2017 à 11:31 | TSIKOZA (#7624)

Mendrika sy rariny izay didim-pitsarana izay ary ao anatin’ny « procédure d’urgence » io en matière administrative de droit public. Tsy hita ny antony tokony hanafoanana io « autorisation » nanaraka ny pitsopitsony rehetra voalazan’ny lalana io fa resaka tsy te handray andraikitra miainga avy ao amin’ny fanjakana foibe sy ny mpitandro filaminana fotsiny no anton’izany.
Aza kanosa e ! aza matahotra koa fa samy mitovy eo anatrehan’ny lalana sy zo tokony homena azy avy isika.
Ny ahiahy ny amin’ny mety hisian’ny korontana dia tsy voaporofo ary zavatra tsy mbola nitranga fa mbola mety ho avy. Ka mpaminany ve izany ny mpitondra sy ingiahy Préfét de police sa ry zareo mihitsy no efa te hamboly korontana etomba handotoana ny hafa ?
Efa tsy vahiny aminay gasy izany fa meteza hiova famindra ara-politika ianareo ! Ary mba hajao re ny anjara asan’ny sasany sy mba toavy koa ny didim-pitsarana !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS