Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 18h22
 

Répondre à un commentaire

7 juillet 2017 à 17:17 | I MATORIANDRO (#6033)

Mila filaminana hono ny tariky ry erdegany mba hampandrosoana firenena !!!!

Fa kanefa de ry zareo ihany no manisy vatokely ao anaty kiraron_dry zareo ka mahatonga azy ireo tsy milamin-tsaina !

Averina ihany fa tsy indray andro hoy aho akory ny fiainana ; hay azo atao tsara zany zao ny mibodo tanin’olona sy ny anjara fahefan’olona an ???!!!

Mahandrasa de matatesa ny valiny !!!

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS