Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 22h26
 

Répondre à un commentaire

6 juillet 2017 à 12:42 | TSIKOZA (#7624)

Miara-mizotra isika ho any Jerosalema ! Raha ny fahitako azy izany dia tsy mahavita azy ny fitondrana ka miezaka manakana izay hetsika rehetra ataon’ny olona na fikambanana na antoko politika hafa ivelan’ny antoko HVM ! Tsy fitondrana izany, tsy olona manana hazon-damosina izany fa fahalemena tanteraka. Maninona ary no tsy mametra-pialana e ? Mahafaly ianareo ve ny mitango tombontsoa amin’ny volam-bahoaka isanandro nefa ny zo sy ny rariny tokony homenareo azy sakananareo ? Sady tsy voafehinareo ny halatr’omby, no mbola be zesta tamin’ny 26 jiona teo nandritra ny matso ka aiza ary ny fahaiza-manaonareo tafika malagasy e ? Aza sakanana ny olona ry prefet ô ! tandrovinareo ny fandriam-pahalemana ! Nahavita nanao ny fetim-pirenena ve ianareo ka tsy ahavita ny amin’ny 8 juillet ? Aza malahelo ny anjaran’ny hafa e ! mitovy amin’ny antoko HVM koa avelao andeha malalaka ! Azon’i PM Mahafaly na i Rajao atao ny milaza amin’ireo mpitandro filaminana hoe : « izay tsy mandray ny andraikiny dia ho tapahina ny karamany na zandaro na police na miaramila ! » anjaranareo ny miaro ny vahoaka mamonjy io lanonana io !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS