Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 10h39
 

Répondre à un commentaire

8 juillet 2017 à 16:46 | Turping (#1235)

Lysnorine,
Salama !
« Rajaonarimamoianina tsy tompon’ny teny farany ».
Ka mazava anie fa resaka tombontsoa avy @ an- daniny ( ny mpanao bizna rehetra na gasy na vahiny, ny manodidina ny fitondrana) sy ny an-kilany ny politikan’ny lafratsa -afrika tsy ferana ny zavatra miafina ao am-badika mba tsy ampandroso ny dinidinika sy ny fampandrosoana eo @ lafiny fivoarana rehetra, ara -toekarena.
Ny afera ra -Claudine santionany fotsiny .
Ataoko angamba fa tsy resaka fankahalana vahiny fotsiny an-kitsorano ny fanambarana niseho sy miseho.
Misaotra anao nanome fanazavana !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS