Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

6 juillet 2017 à 09:00 | I MATORIANDRO (#6033)

Resaka tsotra be ty resaka ty !

Tiana ho gejaina Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA !

Fa ny tsy tokony ho adino de zao, na mahazo manao hetsika eo mahamasina izy na tsia dia tombony ho azy foana izany fa ireto alikadia asain’ireto mpanao hery vay manta mamita iraka ireto no tena fotaka !

De hiteny indray na efa niteny indray ry Bemolotra sy ny forongony izay makoreli-pirehana hoe todin’ny nataony tokoa izao ; enay ary e, de ho hitantsika eo tokoa ny tohina fa tsy indray andro ny fiainana !

Tsy hoe mampalahelo aloha izao mahazo azy izao fa mila mandray fanapahan-kevitra hentitra izy manoloana izao tsy fanjariana zao !

Mila manam-pahefana hitarika azy ny vahoaka !

Ny fiainana tsy vitan-joretra, mila manao hetsika mahery vaika ary mila miditra ao anatin’ilay kilalao ratsy fanaondry hery vay manta dia fanaovana herivaimanta ihany koa !

Matokia !

Aza atao hirahira fotsiny ilay fanevan’ny TIM !

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS