Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 23h50
 

Répondre à un commentaire

19 juin 2017 à 14:25 | Ibalitakely (#9342)

Rehefa samy tsy voazava tsara kosa aleho miezaka atao @ fitenin-drazana ny akama isany. Satria raha izany hoe « redémarrer des activités de pré-exploitat° » izany aminay BEPC-6 dia midika hoe : vao teo @ stade de pré-exploitat° ilay zavatra no najanona dia taty aoriana naverina indray ilay pré-exploitat°, izany hoe ilay pré-exploitat° fotsiny indray ve izany no averina. Fa raha hoe redémarrage des activités en commençant par pré-exploitat° na koa hoe redémarrage encore dans le stade de pré-exploitat°de l’ilménite sns, mba mety ho azo ihany. & indrindra ka raha zavatra efa nisy na efa nandeha, fa mba sendra natoritory ohatra, tsy projet intsony izany raha ny tena marina. Tsy any @ hoe fautes de frappe na fautes d’orthographe na fautes de grammaire fa ilay fomba fanazavana mihintsy no mba tiako resahana kely eto. Cordialement, Ibal’.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS