Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 16h57
 

Répondre à un commentaire

19 juin 2017 à 10:07 | Ibalitakely (#9342)

-  Efa fantatsika ihany ny fomba rehetra nahatongavan’io fitondrana io teo @ toerany ka tsy atao mahagaga ny fitantanany ny firenena. Ohatra iray fotsiny ny ¼ ny vola fandoha isam-bolana any @ JIRAMA no tena herinaratra laninao fa ny ¾ dia haba & hetra avokoa, nefa hono ireo vola ampitambazan’ny mpamatsy vola dia tsy homeny raha tsy mitsahatra ohatra ny fanampiana na subvent° ataon’ny mpitondra ny JIRAMA. Misy ve izany ny dradradradraina lava hoe fiandrianam-pirenena ?? Dia sady lany fotoana miandry ny sitrapo ny sasany eo izany no avy eo akory tsy mety @ zava-misy ilain’ny vahoaka izay lazainy [baikony].
-  Raha marina ny voalazan’ny Kolo TV vao aingana fa hoe haraka ny « loi de finance rectificative » natolotry ny governetenamanta ny depiote, izay nandany ilay izy 100%, izay nampiakatra ny vola natokana ho an’ny « présidence » & ny « assemblée » fa kosa nahena ny natokana ho an’ny mpitandro filaminana. Izany hoe ny fitiavan-tenan’ny mpitondra izany no ambony noho ny izay mampikaikaika ny vahoaka. Dia tonga @ efa voalaza teto hoe MBA MAHAIZA AMIN’IZAY MIFIDY RY VAHOAKA fa sao ianao mbola dia mandrora mitsolany foana ka aza gaga @ vokany. & koa ny FIFIDIANANA IREO ANTSOINA HOE SOLONAO IREO no tena tandrovy noho ny izany fifidianana filoha izany fa satria iretsy voalaza voalohany no hahafantatra sy hahatsiaro anao kokoa noho ny ilay faharoa. TRAFON-KENA HOME-MAHERY E, & ianareo mpanao gazety koa aza tia mamahan-dalitra ny mpiara-belona intsony !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS