Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 23h22
 

Répondre à un commentaire

16 mars 2017 à 03:25 | cacatoès (#9758)

Tsy maintsy hoe mangataka fanampiana foana avy any hivelany !! Fa anga tena tsy mahavita azy ny gasy e !! Tsy misy olona azo hatokisana mintsy ve ao ambony ao fa fangolika doly ?!!
Mba malala menatra fa efa hataon’ny vahiny tsinotsinona !! Pitondra be fihetsi-ketsehana fotsiny no betsaka fa voa somary sarotra ny rahara dia miantso vonjy any andafy !!
Tsy hitako mihintsy izay maha maleho-tenantsika kle !! Homeo foana hozy le kamo velona ireto !!
Mba mihetseha lesy e !! Hampiasao io loha io hoa !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS