Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- le corbal : ??????????????? Si quelqu’un a compris quelque chose qu’il m’explique...vraiment
- le corbal : « quand l’ « ATAVIZO » « le les corbals corbaux » nous prétendra qu’il a bâti (...)
- le corbal : Non, zora, quand on aura besoin d’un « cornichon » on te le fera savoir, tu (...)
- le corbal : Eh oui, zora, j’ai fait plein de choses et je me vante à tour de bras car (...)
- el che : Bonjour Elena Humilier par orgueil mal placé à 27 pays européens , c’est se (...)
Marina fa ny teny malagasy, nolovaina sy nohavaozin’ny tantara, no mampiray sy iraisantsika rehetra nefa ny teny dia mety ho maty toy ny aviavy latsaham-baratra ihany koa, toy ny Firenena hanjakan’ny hafa, hoentim-baroa…Ary tsy ny alahelo na ny fitarainana majinijinika no hampiova io toe-javatra io fa ny fahalalana ny olana, ny fandraisana andraikitra na ao an-tokantrano izany na am-piarahamonina. Ilaina ihany koa ny fasiakana eo anoloan’ny ratsy mba tsy ho lazain’ny hafa hoe : olon-dresy na lavo tsy miady. Izany rehetra izany anefa tsy ho tanteraka raha tsy miray hina isika rehetra