Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 15h45
 

Répondre à un commentaire

16 mars 2017 à 18:04 | Rahasimbery (#8396)

Lysnorine,
Firenena ve i Madagasikara ? Eny tsy misalasala ny valin-teny nomenao ahy ary nampianao fanazavana natolotry ny olon-kendry Ramasindraibe tamin’ny taona 1975. Ny Malagasy rehetra izay mihevitra sy matanjo ny Tanindrazana dia maniry hamaly « eny » avokoa nefa ny fiainana(y) andavanandro maneho azy hoe « tsia », ny jiolahim-boto (na vahiny na Malagasy) sy ny Baroa no tompon-daka amin’ny seha-drehetra : fitondrana, hery, harena sns.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS